plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/11.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 11 No zany, raha anareo ze ratsy aza mahay magnome reo fagnomezana ze tsara ho an'ny zanakareo, moa tsy ngeda mihôtra lavitra ma ny ra tsara amen'ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra ho an'ireo ze mangataka amin'Azy? \v 12No zany, na ino na ino ra tenareo ho ataon'ny ôla amin'ny tegnanareo, de tokony hagnano salan'zany amin-jareo fôgna kô anareo, fa izany no lalàna sy reo mpaminagny.