plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/07.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 7 Mangataha, de amena anareo zany. Mikara,de hahita anareo. Dondogno, fa hisokatra ho anareo zany. \v 8 Fa ze mangataka daôly, de mahazo; reo daôly ze mitady, de mahita; ary ho an'ny ôla mandodogna, de ho voaina. \v 9Iza aminareo ma, raha angatahan'ny zanagny mofo, no hagnome vato ho an'azy? \v 10 Na kô raha nangatany trondro, ka hagnome bibilava an'azy?