plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/03.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 3 Nagnino anao no mijery ny singa-mololo kely ze akao agnatin'ny mason'ny ralànao, nefa tsy tazagnao ny andry akao agnaty masonao? \v 4Aôna no hitaravanao ny ralànao hoe: 'Avelao za hangala ny singa-mololo ze akao agnaty masonao,' raha mbôla akao agnatin'ny masonao le andry? \v 5Ry mpehatsaravelatsy! Alao alô ny andry ze akao agnaty masonao, ary avy akeo anao hatazagna tsara rafa mangala ny singa-mololo ze akeo amin'ny mason'ny ralànao.