plt-x-sihanaka_mat_text_reg/06/32.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 32 Fa reo Jentilisa mitsikaraka reo ra reo, ary ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra de mafantatra fa mila reo nareo. \v 33 Fa karao alô ny fanjakany sy ny fahamarinany de homena anareo reo ra reo. \v 34 No zany, aza miahiahy ny rampitso, fa ny rampitso hanahy ny an'azy. Ampy ho an'ny andro tsiraikaraika ny ratsy akao aminy.