plt-x-sihanaka_mat_text_reg/06/30.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 30 Raha ampitafen'Andriamanitra ôtran-zany ny ahitra aigny an-tsaha, ze misy androany sy rampitso de hatsipy akao am-patagna daôly, salan'ny ahôna no ampitafeny anareo mandombolombo anareo ry kely finona? \v 31 No zany aza magnahy ka milaza hoe: "Ino no hohaninay? na hoe: Ino no hosotroinay na hoe: Ino ny fitafenay ho agnaovanay?"