plt-x-sihanaka_mat_text_reg/06/25.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 25 No zany lazaiko aminareo, aza magnahy momba ny ainareo, ze hohaninareo na ze hosotronareo na momba ny vatagnareo, ze hotafinareo. Fa tsy leibe no ny sakafo ma ny fiaignana ary ny vatagna leibe no ny fitafena? \v 26 Jereo reo vorogna aigny amin'ny habakabaka. Izy regny de tsy mamafy na mandidy na manangona akao an-tsombitra, fa ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra no mampihinana azy regny. Tsy sarobidy mamdombolombo mihôtra iregny ma nareo?