plt-x-sihanaka_mat_text_reg/06/05.txt

1 line
600 B
Plaintext

\v 5 Rafa mivavaka nareo, aza magnano ôtran'ny mpetsaravelatsy, fa zareo te mijoro sy mivavaka akeo amin'ny synagoga sy akeo amoron-dalana, ka mba mety ho itan'ny ôla. Lazaiko marina aminareo, fa zareo de efa nandray ny valisoany. \v 6 Fa nareo, rafa mivavaka, midira akao amin'ny efa-tragnonareo. Hidio ny varavaragna, de mivava amin'ny mangingina. Avy akeo ny Rainareo ze maita akao amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. \v 7 Rafa mivavaka nareo, aza magnano teny betsaka tsy misy ilàgna azy ôtran'ny ataon'ny Jentilisa, ny amin'ny fiheverany fa ho reigny zareo nony teny betsaka ze ataony.