plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/46.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 46 Fa raha reo ze te an'nareo no tiavinareo, ino no valisô azonareo? Moa na de ny mpamory hetra aza tsy mba magnano ôtran'zany kô? \v 47 Raha ny rahalànareo rery iany no arabainareo, ino no mba ataonareo miôtra ny hafa? Moa na de ny Jentilisa aza tsy mba magnano ôtran-zany kô? \v 48 No zany de tsy maintsy tanteraka anareo, sala ny fahatanteran'ny Rainareo ze aigny an-dagnitra.