plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/43.txt

1 line
550 B
Plaintext

\v 43 Efa reignareo fa vôlaza hoe: 'Tsy maintsy mitia ny mpiara-belona aminao enao ary mankahala ny fahavalonao.' \v 44 Fa lazaiko am'nareo, tiavo ny favalonareo ary mivavaha ho an'ze magnejika an'nareo, (Fanamarihana: Ny dikan-teny talô tsara ndrindra de manala ny hoe: "Misôra reo ze magnozogna an'nareo, magnôva ny tsara am'reo ze mankahala an'nareo." \v 45 mba ho tonga zanaky ny Rainareo ze aigny an-dagnitra anareo. Fa Izy de mampiposaka ny masoandrony amin'ny ratsy sy ny tsara, ary mampilatsaka ny orana amin'ny marina sy ny tsy marina.