plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/33.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 33 Ary kô, regnareo fa vôlaza tamin'ny ntaolo hoe: 'Aza mianiana fenianana diso, fa ento akeo agnatren'ny Tompo ny feniananao.' \v 34 Fa Za kosa milaza am'nareo, aza mianiana amin'ny ra daôly, na amin'ny lagnitra aza, fa seza fendrianan'Andriamanitra zany; \v 35 na amin'ny tany, fa fitoeran-tongony zany; na koa amin'ny Jerosalema, fa tanànan'ny mpanjaka leibe zany.