plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/31.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 31 Ary efa vôlaza iany kô hoe: 'Na iza na iza misaraka amin'ny vadiny, de ôka izy hagnome an'azy ny taratasy fisaraham-panabadena.' \v 32 Fa Za kosa milaza am'nareo fa ze daôly misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy no ny fijangajangana, de mampijangajanga an'azy. Na iza na iza manambady an'azy afara'ny fisarany de mijangajanga.