plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/23.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 23 No zany raha manolotra ny fagnatitrao akeo amin'ny alitara enao ka tsaroanao teo fa managna alaelo aminao rahalànao, \v 24 de avelao akeo agnoloan'ny alitara ny fagnatitrao, ka mandeana zory ny lalanao. Mihavàna miitsy aloha amin'ny rahalànao, ary avy akeo miviregna de atolory ny fagnatitrao.