plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/21.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 21 Efa reignareo fa vôlaza tam-jareo talô hoe: 'Aza mamono ôla,' ary 'Na iza na iza mamono ôla de ho heloina aigny amin'ny fitsarana.' \v 22 Fa lazaiko am-nareo fa ze daôly sosy amin'ny rahalàny de mendrika ny ho heloina aigny amin'ny fitsarana; ary na iza na iza miteny ny rahalàny hoe: 'Enao de olom-pôgna!' de ho heloina aigny amin'ny filan-kevitra; ary na iza na iza milaza hoe: 'Adala enao!' de mendrika ny ho aigny amin'ny fari-miretrafo.