plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/19.txt

1 line
457 B
Plaintext

\v 19 No zany na iza na iza mandika na de ny kely ndrindra am'reo didy reo sy mampianatra ny hafa agnao salan-zany de ho antsovina hoe kely ndrindra akao amin'ny fanjakan'ny lagnitra. Fa na iza na iza magneky sy mampianatra reo de antsovina hoe leibe akao amin'ny fanjakan'ny lagnitra. \v 20 Fa lazaiko am-nareo fa raha tsy mihôtra no ny an'ny mpanora-dalàna sy ny fariseo ny famarinanareo, de tsy hiditra akao amin'ny fanjakan'ny lagnitra miitsy anareo.