plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/13.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 13 Nareo no siran'ny tany. Fa raha ny sira no tonga matsatso, amin'ny fomba manakôry no ampasira an'zany ndre? Tsy ho tsara na amin'ino na amin'ino ntsony zany fa harena sy ho hikitsan'ny tongotr'ôla sisa. \v 14 Nareo no fazavan-zao tontonlo zao. Ny tanàna miorina akeo amin'ny havôgna de tsy azo asitrika ntsony.