plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/11.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 11 Sambatra anareo raha maniratsira an'nareo sy manenjika an'nareo ny ôla, ary miteny ny karazana lainga ratsy daôly hanoitra an'nareo noho ny aminà. \v 12 Mifalia sy miravoravô, fa gedabe ny valisoanareo akaigny an-dagnitra. Fa ôtran'zany ny fomba nanenjehan'ny ôla reo mpaminagny ze niaigna talônareo.