plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/18.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 18 Raha nande taigny amoron-dRagnomasin'i Galilia Izy, de natazagna mpirahalà rôy, Simona ze nantsôvina hoe Petera, ary Andrea ralahiny, nanipy ny haratony taigny amin'ny ragnomasina, fa mpagnarato zareo. \v 19 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Andao, hagnaraka Anà, fa ataoko mpagnarato ôla anareo." \v 20 Teo no eo iany de nandao an'reo harato zareo ka nagnaraka an'Azy.