plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/14.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 14 Zany no nitranga mbô hatanteraka ze nambaran'Isaia mpaminagny hoe: \v 15 "Ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly, mankaigny amin'ny ragnomasina, aigny an-dafin'i Jordana, Galilia an'reo Jentlisa! \v 16 Reo ôla nipetraka tamin'ny maizigna de nahita fazavana lehibe, ary reo ze nipetraka tamin'ny faritra sy ny aloky ny fafatesana, de takeo amin-jareo no niposahan'ny fazavana."