plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/05.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 5 Avy akeo ny devoly nitondra an'azy taigny amin'ny tanàna masina ka nametraka an'azy takeo amin'ny faratampon'ny tempoly, \v 6 ary nitare tamin'Azy hoe: "Raha Zanak'Andriamanitra Anao, de milavô aigny ambany aigny, fa vôsoratra hoe: 'Izy handidy reo anjeliny hiahy an'nao' sy 'Hanandratra An'nao akeo amin'ny tagnan-jareo, ka tsy ho tafotôna amin'ny vato ny tongotrao.'"