plt-x-sihanaka_mat_text_reg/03/16.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 16 Nony vita batisa Izy, de nitsangana avy tao agnaty rano avy hatrainy Jesosy, ary indro, nisokatra tamin'Azy ny lagnitra. Tazany ny Fanahin'Andriamanitra nidigna salan'ny voromelala ary nankeo amboniny. \v 17 Ary indro, nisy feo avy aigny an-dagnitra nagnano hoe: "Ty no Zanako malalako. Ze sitrako ndrindra."