plt-x-sihanaka_mat_text_reg/03/10.txt

1 line
550 B
Plaintext

\v 10 Ary efa napetraka akeo ambody kakazo ny famaky. Ka reo kakazo daôly ze tsy mamoa voa tsara de ho tapàna ary atsipy aigny anaty afo. \v 11 Magnano batisa an'nareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana za. Fa mahery noho za Izy ze tonga avy afarako, ary za de tsy mendrika na de hitondra ny kapany aza. Hagnano Batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo Izy. \v 12 Efa aigny an-tagnany ny fikororohany mbô hagnadiovana ny famolôany ary hagnangonana ny variny ho aigny am-bolo-vary. Fa Izy de handoro reo ofoka amin'ny afo ze tsy mety maty."