plt-x-sihanaka_mat_text_reg/03/04.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 4 Ary Jaona nitafy volon-drameva sy nagnano fekibo hoditra tamin'ny andilagny. Valala sy tintely remby no nataony fohanina. \v 5 Ary Jerosalema, Jodia manontolo, sy ny faritra daôly magnodidigna ny reniranon'i Jordana de nagnantogna an'azy.\v 6 Nataony batisa taigny amin'ny reniranon'i Jordana zareo, rafa nagneky ny fahotany.