plt-x-sihanaka_mat_text_reg/02/22.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 22 Fa rafa reigny fa i Arkelaosy no nanjaka taigny Jodia namdimby an'i Heroda dadany, de natatra ny ho aigny izy. Tafaran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'azy tamin'ny nofy, de nifindra nankeigny amin'ny faritr'i Galilia izy \v 23 ka nande ary nipetraka takao amin'ny tanàna antsovina hoe Nazareta. Zany de natanteraka ze vôlaza tamin'ny alalan-reo mpaminagny hoe: "Nazarena no agnantsona an'azy."