plt-x-sihanaka_mat_text_reg/02/17.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 17 Avy akeo de tanteraka ny teny ze notenenina tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminagny hoe: \v 18 "Nisy feo reigny takao Rama, fitomagnena sy fisaonam-be, mitomany nony amin'ny zanany i Rahely, ary tsy nagneky ny ho ampanginina izy, satria efa lasana izy reo."