plt-x-sihanaka_mat_text_reg/02/13.txt

1 line
527 B
Plaintext

\v 13 Rafa lasa zareo, de nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ary nitare hoe: "Mifoaza, ndeso ny zaza sy ny mamany, ary milefasa aigny Egypta. Mipetra aigny mandra-pilazako aminao, fa i Heroda de mitady le zaza mba hamonoana an'azy." \v 14 Ny alin'iny Josefa de nifô ary nitondra ny zaza sy ny mamany ka nankegny Egypta. Nipetra taigny izy mandra-pafatin'i Heroda. \v 15 Zany de nanantateraka ze nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'ny mpaminagny hoe: "Nantsoiko hiala taigny Egypta ny zanako."