plt-x-sihanaka_mat_text_reg/02/09.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 9 Tafaran'ny nandreignesan-jareo ny mpanjaka, de nande tamin'ny lalany izy reo, ary ny kintana ze hitan-jareo teigny atsinanana no nialô an'jareo mandra-pijanony takeo ambonin'ny tôrana nisy le zaza. \v 10 Rafa natazagna ny kintana zareo, de tegna faly be.