plt-x-sihanaka_mat_text_reg/02/01.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'ny nahateran'i Jesosy takao Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Heroda mpanjaka, de tonga takao Jerosalema reo leila magnam-palalana avy aigny atsinana nitare hoe: \v 2 "Aiza Izy ze teraka ho Mpanjakan'ny Jiosy? Naita ny Kintany avy eigny atsinanana zahay ary tonga mba hidera an'azy." \v 3 Rafa nareigny zany i Heroda mpanjaka, de nihorohoro izy, sy i Jerosalema magnontolo niaraka taminy.