plt-x-sihanaka_mat_text_reg/01/20.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 20 Ary raha mbola izy nieritreritra mikasika reo ra reo, de nibôgna tam'azy tamin'ny nofy ny anjelin'ny Tompo, magnano hoe: "Josefa, zanaka làn'i Davida, aza matatra ny hanam-bady an'i Maria ho vadinao, satria le raika ze notorotoronina akao agnatiny de ny Fagna Masina no nabevoka an'azy. \v 21 Hiteraka Leila kely izy, ary enao agnatso ny agnarany hoe JESOSY, fa Izy no hamonjy ny ôlony hiala amin'ny fahotan- jareo."