plt-x-sihanaka_mat_text_reg/01/18.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 18 Ôtran-zao no nitrangan'ny faterahan'i Jesosy Kristy. Ny mamany, Maria, de efa natokana hanambady an'i Josefa, saingy talôn'ny neran-jareo, de tazagna fa bevoka avy tamin'ny Fagna Masina izy. \v 19 Josefa, vadiny, de leila marina, no sady tsy te hanala baraka an'azy amason'ôla. Ka nanapa-kevitra izy ny hamarana mangingina ny fifanekeny tam'azy.