plt-x-sihanaka_mat_text_reg/01/12.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 12 Tafaran'ny fandroasana ho aigny Babylona, de Jekonia no dadan'i Sealtiela, ary Sealtiela no razan'i Zerobabela. \v 13 Zerobabela no dadan'i Abihoda, Abihoda no dadan'i Azora. \v 14 Azora no dadan'i Zadoka, Zadoka no dadan'i Akima, ary Akima no dadan'i Elihoda.