plt-x-sihanaka_mat_text_reg/01/04.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 4 Rama no dadan'i Aminadaba, ary Aminadaba no dadan'i Nasona, ary Nasona no dadan'i Salmona, ary Salmona no dadan'i Boaza tamin'ny \v 5 Rahaba, Boaza no dadan'i Obeda tamin'ny Rota, Obeda no dadan'i Jese.\v 6 Ary Jese no dadan'i Davida mpanjaka, ary Davida no dadan'i Solomoa tamin'ny alalan'ny vadin'ny Oria.