plt-x-sihanaka_mat_text_reg/01/01.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 1 Ny Bokin'ny razagn'i Jesosy Kristy zanak'i Davida zanak'i Abrahama. \v 2 Abrahama no dadan'i Isaka, ary Isaka no dadan'i Jakoba, ary Jakoba no dadan'i Joda sy reo rahalany. \v 3 Joda no dadan'i Fareza sy Zara avy tamin'i Tamara, Fareza no dadan'i Herzona, ary Herzona no dadan'i Rama.