\v 39 Ary ny didy farôy de salan'zany iany: "Tiavo ny mpiara-belona aminareo ôtran'ny tegnanareo.' \v 40 Amin'reo didy ro reo no iankinan'ny lalàna magnontolo sy reo mpaminagny."