\v 43 Fa fantatrareo zao, ra fantatry ny tompo-tragno hoe amin'ny firy alina iaven'ny mpangalatra, de ho niambina izy ary tsy namela ny tragnony ho vaky. \v 44 Noho zany, de tsy maintsy mivognona fôgna kô anareo fa ho avy ny Zanak'ôla amin'ny ora tsy ampoizinareo.