\v 4 \v 5 \v 6 Jesôsy namaly ary nitare anazy reo hoe: "Mandana ary teneno amin'i Jaona ze hitanareo sy regninareo." Mahazo hafitana reo jamba, mande reo ôla malemy, madio reo boka, maheno ndre reo ôla marenina, atsanga-ko velogna reo ôla maty, ary ilazana reo vaovao mafaly ny mahantra. Sambatra ze tsy tafintohina no ny Amina."