Nony zany, reo rehetra ze maeno ny teniko ary mankatoa izaigny de ho otrany olo hendry ze nanorina ny tranony akeigny ambony vatolampy Nirotsaka ny orana, tonga ny tondran-drano, ary nifofofofo sy namely le trano ny rivotra, fa tsy niajera zany, satria nahorina takeo ambony vatolampy