\v 18 Ötran'zao no nitrangan'ny fahaterahan'i Jesôsy Kristy. Ny reniny, Maria, de efa natôkana hanambady an'i Josefa, saingy talohan'ny nerahan-jareo, de tazana fa nitô-jaza avy tamin'ny Fanahy Masina.\v 19 Josefa, vadiny, de leila marina, no sady tsy te hanala baraka anazy ampabemaso. Ka nanapa-kevitra izy ny hamarana mangingina ny fifanekeny taminazy.