\v 32 Avy teo nagnantso an'azy ny tompon'io mpiasa io, ary nitare an'azy hoe: 'Anao ry mpiasa ratsy fagna, namela ny trosa daƓly taminao za satria anao nitalaho tamina. \v 33 Tsy tokony hanagna famindram-po amin'ny mpiara-miasa aminao ma anao, sala'ny nanagnako famindram-po taminao?'