\v 38 Nisy jolahy roa nofantsegna niaraka taminy, ny raika teo ankavanany ary raika teo ankavia. \v 39 Reo ze nandalo de nanevateva an'Azy, nanivingivigna ny lôn'jareo \v 40ary nagnano hoe: "Enao ze handrava ny tempoly ary hanambôtra zany indray akao agnatin'ny telo andro, vonjeo ny tegnanao! Raha Enao no Zanak'Andriamanitra, midinà avy eny amin'ny hazofijalina!"