\v 32 Rafa nivĂ´ka zareo, de naita leila raika avy akeigny Syrena antsoina hoe Simona, ze noteren'jareo hiaraka amin'jareo mba hampilanjaigna ny hazofijaliny. \v 33 Nankeigny amin'ny toerana antsoigna hoe Golgota zareo, ze midika hoe: "Toeran'ny Karandoa." \v 34 Nomen'jareo divay mifangaro amin'ny afero Izy mba ho sotroina. Fa rafa nandramany zany, de tsy nisotro Izy.