\v 25 Reo ôla daôly nitare hoe: "Ho aminany sy ny zanakay anie ny ràny." \v 26 De nalefany ho an'jareo Barabasy, fa nively karavasy an'i Jesosy izy ary nagnolotra Azy ho fantsina.