\v 1Enin'andro tato afara Jesosy de nialaka an'i Petera, Jakoba, sy Jaona ralàny niaraka tamin'Azy, ary nindesiny zareo niakatra ny tanety ambo tamin'ny tegnan-jareo. \v 2Niôva endrika takeo alôn-jareo Izy. Namiratra salan'ny masoandro ny tavany, ary reo fitafiny lasana namiratra salan'ny ny hazavana.