\v 24 NifĂ´ tamin'ny torimasony Josefa ary nagnano arak'ze nandidian'ny anjelin'ny Tompo an'azy ary niaka an'azy ho vadiny. \v 25 Saingy tsy niray tamin'azy izy mandra-piterany zazalĂ . Ary nantsoviny hoe Jesosy ny agnarany.