\v 10 Tandremo tsy hanao tsinontsinona reo zaza kely reo nareo. Fa milaza aminareo Za fa aigny an-dagnitra reo anjeliny de mijery foana ny endriky ny Ray.\v 11 [Fagnamarihana: Ny dikan-teny talô tsara ndrindra de tsy aitana ny fehezanteny ze mitranga toy ny v.11. hoe: "Fa ny Zanak'Öla de tônga mba hamonjy an'ze very."]