\v 17 Raha hande ho aigny Jerosalema Jesosy, de niaka reo rômbefolo takeo agnilany Izy, ary taigny an-dalana Izy nitare tamin-jareo hoe: \v 18 "Indro, hiakatra ho aigny Jerosalema tsikana, ary ny Zanak'Ôla de hatolotra akeo amin'ny lôhan'ny mpisorogna sy reo mpagnora-dalàna. Zareo de hagnameloka an'Azy ho faty \v 19 ary hanolotra an'Azy am'reo Jentilisa mbô himehezana, ho karavasina, ary hagnombôna an'Azy amin'ny hazofijaliana. Fa amin'ny andro fahatelo de hatsangana ndre Izy."