\v 5 Nasain'i Jesosy izy roambefolo. Nanoro an'jareo Izy ary niteny hoe: "Aza mande aigny amin'ny toerana ze hitoeran'ny Jentilisa anareo, ary aza miditra amin'ny renivotran'ny Samaritana. \v 6 Fa mandiana aigny am'reo ondry very amin'ny taranak'Israely; \v 7 ka rafa mande anareo, de mitoria ary lazao hoe: "Efa ankeky ny fitongavan'ny Fanjakan'ny lagnitra."