<<<<<<< HEAD \v 21 Ary ra mbola niroso Jesosy de natazagna mpirahalà roey hafa, Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona rahalany nagnambôtra ny aratony takao an-tsambo ry zareo niaraka tamin'i Zebedio dadan-jareo. Nagnantso an'jareo Izy. \v 22Ka teo no eo iany de nandaosa ny sambokeliny sy ny dadany zareo ka nagnaraka an'Azy. ======= \v 21 Ary raha mbôla nandroso Jesosy de natazagna mpirahalà rôy hafa, Jakoba zanak'i Zebedio, sy Jaona ralahiny. Nagnambôtra ny haratony takao an-tsambo zareo niaraka tamin'i Zebedio rain-jareo. Nagnantso an-jareo Izy, \v 22 ka teo no eo iany de nandao ny sambokeliny sy ny rainy zareo ka nagnaraka an'Azy. >>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e