\v 4 Ary Jaona nitafy volon-drameva sy nagnano fekibo hoditra tamin'ny andilagny. Valala sy tintely remby no nataony fohanina. \v 5 Ary Jerosalema, Jodia manontolo, sy ny faritra daƓly magnodidigna ny reniranon'i Jordana de nagnantogna an'azy.\v 6 Nataony batisa taigny amin'ny reniranon'i Jordana zareo, rafa nagneky ny fahotany.