\v 6 Aza amena ny alika ze masina, ary aza hatsipy akeo aloan'ny kisĂ´ ny vatosoanareo. Raha tsy zany de manjary ho vĂ´kitsagny ny tongon-jareo, ary avy akeo hifotitra sy hamiravira anareo amin'ny fahapotehana.