\v 31 Fa makasika ny fitsanganan'ny maty, mbola tsy novakinareo ma ze nolazain'Andriamanitra taminareo, magnano hoe: \v 32 'Za no Andriamanitr'i Abrahama, Andriamanitr'Isaka, ary Andriamanitr'i Jakoba'? Andriamanitra de tsy Andriamanitry ny maty, fa an'ny velona.' \v 33 Rafa nareigny zany reo vahôka, de gaga tamin'ny fampenarany.